« Retour au blog de ranamana

Malagasy Socialiste

Efa mitsangana ny antoko Malagasy Socialiste.
Aiza ianao fa ny fivoriana isakin'ny asabotsy dia mitohy fona ao amin'ny 608 Ambodin'isotry .
Tsy ela intsony dia ho avy ny fifidianana filoha Mai 2010.
Aoka samy hanao izay vitany fa ho lasan'i Andry anie izy ity eeee

Raha misy tianao lazaina dia aza misalasala amin'ny Finday 00 261 33 21 466 74.
Jereo tsara fa ho lasan'i Andry izy ity eee
Aiza isika Malagasy Socialiste Ma.So

Ramano directeur campagne Tel:0332146674
Misaotra mialoha.
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le mardi 23 juin 2009 01:12

« Article précédent : Election présidentiel Mai 2010

Article suivant : Tsy mendrika »