Les chansons

Les chansons
.
MARIE GEORGINE
Eh ry marie georgine , hiaraka aminao zaho e !
Tsy maninona ve , tsy maninona ?

Faniriako anie ny hiaraka aminao,
Io de tena chérie tsisy kilalao
Tsotra ihany ty ahy fitiavana
fitiavana fitiavana


Dadatoanareo kay masiaka be
Nenitoanareo saropiaro amin'ise
Nefa tout le monde , tsy misy tsy mahalala
Fa mifankatia izaho sy ianao hoatran'ny adala
Orokoroka be eraky ty metro
en plus n'izany rehefa midodo


Fa ho entiko hatrany ampiangonana ise ry malala chérie
Ho hamasinin'i pasteur Edmond sy Mamy
Loterana manontolo tsy hisy tsy halala
Fa izaho sy ianao hoatranany adala
Inviter ntsika daholo ny akama rehetra,
io de revy be tsy hisy fetra
Les copains, les amis les familles
De bal be, le revindry !
De dadatoanareo .Lay masiaka be iny
Fa ni accepte enfin ni accepte




3 . TE HAHITA ANAORythme : Tsapiky






ZAHO IZANY TE HAHITA ANAO
TE HAHITA ANAO AHO ,SADY POTIKA AMINAO






NY MAHA ANY ANAO VE
SA NY MAHA ATY AHY DE
TSY MANOVA NA INON'INONA FA
TIKO FOANA IANAO





NY FITIAVAKO TSY MIOVA HATRIZAY KA HATRIZAO
ISIKA ROA MIFANKATIA NA DIA ANY ANDAFY IANAO
IRENY REHETRA IRENY OLANA NISEHO DAHOLO
NA IZANY NA TSY IZANY DIA TIKO FOANA IANAO










4 . Fiainana tantsaha



o ia e oya e
ayaie haiahoendriaho e


Fiainana tantsaha fiainana mpiompy,
Fiainana tantsaha fiainanampamboly
Tsy de misy izay filaminana tsy de misy izay fahanginana
Tsy de misy izay fahanginana tsy de misy izay filaminana
Fa dahalo lava mikorotandava

ref
oua hoe ayaie
aiahoendria hoe aiahoendriahoe


rehefa tonga ny février hafaliambe
rehefa amin'ny andron'ny havaratana
tsamba mikatrakatragnâ
mijaly ny tantsaha fa efa mafy ny kajaha

mba aiza ra fanjakana mba handamina ty tananamaba
aiza rafanjakana maba handamina ny tanana fa mijaly ny tantsaha











Auteur compositeur : Mano Horija Betsileo

5 . ZAZA IGNY-

Zaza igny, zaza ingy , zaza iny kely mana sipa


Mihidy andrano ke i zaza igny
Mihidy andrano amin'i liaka igny,
Ke manao ina agnareo roa
Sy mihidy andrano an ?


Tsa nianatra i liak'igny, tsa nianatra i zaza igny ,
mivangabao koa
Ko iliak'iny ro mpanao ny sonian'ny karinen'i zaz'igny
Ko zaz'igny no mpanao sonia ny karinen'i liaka igny


Ela ny ela(4)


Ela ny ela ko betroka
Be troka ako i zaza igny be trokan'i liaka igny
Teraka tao amin'ny hopital ky ny hopital tambohobe
Ky ny hopital tambohobe ky ny matirnity
Ko ny dadatoany ako dokotera
Ko ny nenitoany ako sage femme
Teraka soa ako i zaza igny




Nody ambala ko i zaza igny nody ambala amin�i Baba
Nody ambala amin'i neny
Nadikisan'i baba ko nadikisan' i neny
Voatehak'i liaka iny, ko voaozona zaza igny

6 . Nilaozan'ny akama


auteur compositeur
Mano ancien groupe NAMANA

en do rythme tsapiky


NILAOZAN�NY AKAMA

NILAOZAN�NY AKAMA
NIFIRAN�I MADAMA
NILAOZAN�NY AKAMA
LAS�IZY TSY TAMANA

Raha sendra makany ianao
aza hadino ny milaza izay mba vaovao
Fa ny foko anie mbola tena tia mitempo fitia e !
Fitiavako azy anie io de chérie tsy misy vazivazy
Ny foko anie mbola tena tia e !
Potika amin�ndry zah


Nefa any andro any taona raha hiverina ianao
Amin�izay fotoana izay hanenina �reo ratsy izay atao
(ifirako tsotra izao)





Groupe namana
e-mail : rasolovoahangy.mano@laposte.com



Reageat
7 . Mitady kandra aty andafy

Mitady kandra aty andafy aty letsy izahay
Miasa asa amin�ny vazaha
Mamafa lakozia sy mamafakabone
Tsy misy resaka fa reny no an�i se
Mamafa kabone de mamafa lakozy
Tsy misy resaka fa reny ny aty

Rehefa tonga any amin�ny tanana
De be zesita be miseho hoe tsy mihanahana
Nefa inona no eo inona no eo
Solafa ihany solafa no ady eo

Mikandrakandra aty andafy aty letsy izahay
Mpanompo mpanompom-bazaha
Vazaha menasofina be maimbo tay
Ireny no tompoinay

Rehefa tonga any amin�ny tanana
Inona no eo inona no eo
rmi ihany no ady
Rehefa tonga any amin�ny tanana
Misy aza miseho ho president

Nefa inona no eo inona no eo rmi ihany no ady eo
Nefa inona no eo inona no eo solafa ihany solafa no ady eo





8 . Tany tsara i gasikara


en fa sud af


ty tanintsika ity zala
tsara e
ty madagascar
tany tsara

na volamena na vatosoa
de anantsika tokotokoa e
fa na beril io na safir
de anantsika tsy hasiana sira

tany tsara e
tany tsara gasikara tanana tsara e
raha jiaby e hita ao gasikara raha jiaby e
nefa de mahantra de mahantra gasikara de mahantra


nopotehin�iza nopotehin�iza gasikara nopotehin�iza raha jiaby e hita ato gasikar raha jiaby e
tany tsara e tany tsara gasikara e tany tsara e
nefa de manhantra e de mahantra gasikara de mahantra e



9.lova

slow et ragats

en-fa sol la


tsy ny anio
na ny ho ampitso
fa ho mandrakizay anie
mila namana ny fiainana



ianao moa vehivavy
mila sipa mila vady io
zany no lalanan�ny
fiaraha monina



ref :



lova aza miavonavona
tsy tsara manrsy izany fomba ratsy izany
tsy mifanentana amin�ny vaninandro iainantsika eee








10.isika hirevy
sud afr


en sol
ela tsy nifankahita
soa fa tafahaona isika
ela tsy tafaray
soa fa tafahaona indray


manao ahoana fahasalamana ?
inona e no vaovao ?
ny aty salama tsara
tena bonne be de hoatranao


eny e fa tafavory
tonga ity ny fialamboly
k�aza matoritory
ho afaka ny sorisory

ref :


isika e hirevy e
isika e hihira
tsy mila korotana
tsy mila kotaba




11.ditra

ditra iaraha-mahita
fa tsy mety ho vita
nefa tsy maha tafita


hatanorana tsy azo ialana
nefa ao ny hadalana
mampihanahana

ref :
inona ary izany hoy ianao
ny ratsy rehetra fantatrao
na dia miezaka hiala amin�izany
de tsy mety fa manao ihany



sigara sy toaka
diso fantambahoaka
fa mampisafoaka
ary tsy maha tafavoaka




fijangajangana
efa nandrarana
nefa maha tamana
eny fa hatramin�i madama


12.mila filaminana.


MANO RASOLOVOAHANGY
(l'auteur compositeur)

horija betsileo

MILA FILAMINANA

Mila filaminana
Mila filaminana (3)

Filaminana de ilaina mampisokatra ny saina
Mampisokatra ny saina mampahazohazo aina
Mampahazohazo aina mampandroso fuirenena
Mampandroso firenena io lay zavatra kendrena
Mila filaminana


Mipoka ny basy de hoe
Isika mianakavy no ho faty
Tsy de misy soa azo amin�io
Zay no izy fatadidio


Mipoka ny bomba de hoe
Isika mianakavy no ho mate
Inona izao no soa azo amin�io
Zay no izy fa tadidio ka hoy aho hoe !
13.SIKA MBA HIRAIHINA
tempo 53 vitesse 140



sika mba hiray hina ka hifankatia
sika mba hiray hina ka hiaraka ho doria
sika rehetra no mitambatra ho aho
na ny gasy na ny vazaha


ampitampitao lay hevitra -
kozikozio reo manodidina anila
ampitampitao lay teny



ref
aza doranareo re ty tany ty reo de tsy miady
aza simbasimbana reo zavamboahary reo de tsy miady
asatanan�andriamanitra ireny mba tandremo de tandremo
mbetsaka ny efa niteny mba tandremo de tandremo




reo zava-boaharin'andriamanitra anie de mba hahasoa anao
reo zava-boahary n'andriamanitra anie tsy azo atao kilalao









14.mivarotena


Mivarotra entana iry
ao amin�ny tenan�olombelona no asan-drasoa
ty mademozely rasoa ty mahafatifaty tokoa e


raha vao mipaika ny amin�ny enina
de indro fa mikenikenina indray ty rasoa
ty mademozely rasoa ty mahafatifaty toko



zany no asany mamelatra mameletra e !
zany no fivelomany
tsy fidiny azy anie ny hivaro tena
nefa tsimaintsy mamelona ny tena




star colose sofia moulin rouge sny sisa
reny no toerampiasa toerampiasandrasoa
zay andraisany vola tokoa



efa nitady asa ihany anie ty izy ,nihetsiketsika zay tokony ho izy
nitady kandra e nitady lalana ,tsy hita intsony izay tsy natao
ny tena tovovavy ny kibo mo nona mafy anie ny manjo azy
tsy fidiny e ! tsy fidiny e !


nefa tsimaintsy mivaro tena(4)





15. oye mademozely




oh he mademozely ajanony ny makorely
oh he mademozely ajanony ny makorely




fa aoka izay ny makorely
ajanony any akia fa tsy mamely
aoka izay fa asa ratsy
tsika anie mba aty andafy



aiza ve isanandro izao
betsaka lotra anie ny mpamangy anao
malelo ny saina malelo ny andoha
mamparay ando mampivonto fo



aoka izay ty asa ratsy
manalabaraka ny Malagasy
aza miteny etsy sy eroa
ifanambady isika roa





16.ndeha ho any aho hanabitamby


Nde ho any aho hanambitamby anao any aho zany zao
hanao zay kely zay mba azoko atao
nde ho any aho hanambitamby anao any ahoa zany izao
malala o ! tiko ianao.













17.ry mpanao politika



Efa fantatro mihintsy raha ny mokondohan�iala
efa koboko ihany fa mody tsy te halala za
fantampantatra ihany ty hafetsenareo
de tandremo de tandremo sao zahay de leo


Ty baiboly ty lasa fitaovana
hanafenan-dratsy sy hanaovandraha
de mody lazaina hoe miala ry devoly miala ry satana
handrebirebena ireo sagnagna

e ry mpanao politika
rahoviana ihany isika vao tafita
e ry mahay fianarana
madagasikara anie mila olo marina
e ry mpanao politika
ka rahoviana rahoviazna rahoviana isika ? ? ? ?
e ry mahay fianarana
lazao anay vahoaka zay tena marina


aiza kosa ve de hoe zay manao non
de alefandry zala makany amin�ny prison
d�efa tena didijadona tsy mbola nisy hoatr�ity
natao aiza lay démocratie

aiza ko zay fandrosoana mbola tsy hitako ihany
fa ny fomba teo ihany no mbola teo hatrany
mba ahintsio amin�izay ty ekonomie
f�efa tena nona mihintsy ty malagasy ty


de mody mifaza fa hoe lehilahy marina
nefa tsy izany akory f�iza mody fanina
misehoseho ho mahavitazy sy mahay be
tsy hita akory zay adin�ise ? ? ?


de lazaina fa hoe amin�ny anaran�ny ray sy ny zanaka ary ny fanahy masina
hibebaka isika raha te ho sambatra
matio marika lioka jaonina de ny asan�apositoly
Malagasy manotolo rebirebena daholy







18.Fa bedy mbola bedy fona
Fa bedy mbola mbedy fona e
bedesiny dada sy neny
ny fitiavantsika roa
na bedy na bedy bedy fona e !
na bediny dada na bedin'i neny
tsy ahoako ireny

ny antsika akia malala sombinaiko cherie
fitiavana ny antsika e !
tsy mijanona ny antsika raha tsy any amparadisa


aza mety an�izany akia cherie
fa lamban�akoho no fetra e !
ka faty ihany no isarahana


fa zovy amin�ireo manabedibedy ireo
no tsy nitia hoatra antsika
zaho aza mino fa loza be ny azy








19.politika


tsy angano na tantara fa dia tena zava misy mba koze
nilaharan�ny vahoaka indray andro alakamisy
ka nilahatra ny mpokona tsy nirevy fitondrana
mila zavatra baovao nde hampanjakana ao
fa premier mai izy io tamin�ny iray sy sivimpolo
tamin�iray sy sivimpolo de nilahatra daholo

politika politika
resak�zalika
politika e politika
e fikafika

nitondra tao tsiranana nolazaina tsy mahay
nolazaina tsy mahay naratsiana hoatrizay

niditra ary ty ratsiraka nopotehiny ilay iraka
de hatrany hatrany hanapotehany ny tenany

iny indray i zafy dia mbola torak�izany
tsy nahay politika syfombafomban�ny tany

zao indray de i marka , miseho ho mahay raha
managadragarda fona , tsy maha teny vazaha

REF
nintondra teo teo reo replacant
tsy hita intsony izay mahay raha
samy niseho seho de samy niakatra teo
ho itanatsika eo ihany fa masina ny tany
ny tanatara no hitsara iza mo no hahalala
fa isika malagasy aza mihafihafy
aza mety ambakainy tsika anie no malagasy





20.rehara






Nao lahy e rehara akory taoko anao
nao lahy rehara malahelo anao zaho vale e
tsy haiko ataoanao ovay fombanao leroa
tarehy ratsy ro tsy hay ova f atoetsy ratsy azo iala





zaho izany anie rehara ka tena manantena
manantena taratasy bakaminao
jangombo safosafo tsy hitako ty hatao
fa maromaro tao zao niamby anao



rehara
rehara
rehara ! ! !





familafilanao reny le ahatsiarovako anao
tsika mialy isanandro lava ireny ,vao maika itiavako anao rehara
iha mboaka manao mandeha moly ,bakeo iha mipoly le adala zaho



21. AOKA IZAY




AOKA IZAY AOKA IZAY
MANAMPETRA NY ZAVATRA REHETRA
AOKA IZAY AOKA IZAY
MANAMPETRA NY ZAVATRA REHETRA



Mbola hihaona ihany indray andro any
boribory anie ny tany

fa ny hira io tsy ho lany
na ho adiny zato aza tsy olana tsy olan�izany




AOKA IZAY AOKA IZAY
MANAMPETRA NY ZAVATRA REHETRA
SATRINAY NY HO ETO IHANY
FA NY ORA IZY EFA LANY



AOKA IZAY AOKA IZAY
AOKA IZAY AOKA IZAY
AOKA IZAY AOKA IZAY
AOKA IZAY AOKA IZAY







GROUPE de MANO
AUTEUR COMPOSITEUR MANO
RASOLOVOAHANGY MANOHISOA
4rue du sport 91 230 Montgeron France
L'INTERPRETE ET AUTEUR ARRANGEUR



22. MARIE GEORGINE EN MI
Ref

melodi hiaraka aminao za hoe
melodia hiaraka aminao za hoe

E ry marie georgine hiaraka aminao zaho e
Tsy maninona ve tsy maninona

Faniriako anie ny hiaraka aminao
Io de tena serie hoa tsisy kilalao

tsotra ihany ny ahy
fitiavana fitiavana fitiavana ! ! !

Dadatoanareo kay masika be
Nenitoanareo saropiaro amin�ise
Nefa tous les mondes tsy misy tsy mahalala
Fa mifankatia izaho sy ianao hoatran�ny adala
Orokoroka be eraky ty metro
en plusin�izany rehefa midodo


Fa ho entiko hatrany ampiangonana ise ry malala cherie
Hamasinin�i pasteur edmon sy mamy
Loterana manontolo tsy hisy tsy halala
fa izaho sy ianao efa ho adala
Invitetsika daholo ny akama rehetra fa revy be tsy hisy fetra
Les coping les amis les familles de bal be le revindry !
De dadatoanareo lay masiaka be fa ni-accepte enfin ni-accepte

REF
melodie hiaraka aminao za hoe
melodie hiaraka aminao za hoe

E ry marie georgine hiaraka aminao zaho e
Tsy maninona ve tsy maninona

Faniriako anie ny hiaraka aminao
Io de tena serie hoa tsisy kilalao

tsotra ihany ny ahy
fitiavana fitiavana fitiavana ! ! !



NaMaNa sortie album du groupe NaMaNa



AUTEUR COMPOSITEUR Interprete MANO
clavier mano
guitare bass mano
guitare accompagnement mano
VOCAL MANO





assisté par
YVES ANCIEN BASSISTE ALPHA BLONDY
YVES GROUPE YN�DE
Arrangeur au studio touresound abidjan
Programmation du groupe youlés
Batteur et chanteur du groupe dany bleu
Compositeur du cinq album de julie mabéa

YVES tolé bagui

STUDIO 116 PHIL CARILLO


116 RUE LEGENDRE
PARIS 75017 tel 01 42 28 12 06 fax 01 42 28 12 08

PARMIES LES PLUS CONNU en France

STUDIO QUI TRAVAILLE AVEC DES TRES GRANGS MUSICIEN DU MONDE
2 ingénieurs du son très compétents et diplômés de l�université de paris
y natao
ny tena tovovavy ny kibo mo nona mafy anie ny manjo azy
tsy fidiny e ! tsy fidiny e !


nefa tsimaintsy mivaro tena(4)





15. oye mademozely




oh he mademozely ajanony ny makorely
oh he mademozely ajanony ny makorely




fa aoka izay ny makorely
ajanony any akia fa tsy mamely
aoka izay fa asa ratsy
tsika anie mba aty andafy



aiza ve isanandro izao
betsaka lotra anie ny mpamangy anao
malelo ny saina malelo ny andoha
mamparay ando mampivonto fo



aoka izay ty asa ratsy
manalabaraka ny Malagasy
aza miteny etsy sy eroa
ifanambady isika roa





16.ndeha ho any aho hanabitamby


Nde ho any aho hanambitamby anao any aho zany zao
hanao zay kely zay mba azoko atao
nde ho any aho hanambitamby anao any ahoa zany izao
malala o ! tiko ianao.













17.ry mpanao politika



Efa fantatro mihintsy raha ny mokondohan�iala
efa koboko ihany fa mody tsy te halala za
fantampantatra ihany ty hafetsenareo
de tandremo de tandremo sao zahay de leo


Ty baiboly ty lasa fitaovana
hanafenan-dratsy sy hanaovandraha
de mody lazaina hoe miala ry devoly miala ry satana
handrebirebena ireo sagnagna

e ry mpanao politika
rahoviana ihany isika vao tafita
e ry mahay fianarana
madagasikara anie mila olo marina
e ry mpanao politika
ka rahoviana rahoviazna rahoviana isika ? ? ? ?
e ry mahay fianarana
lazao anay vahoaka zay tena marina


aiza kosa ve de hoe zay manao non
de alefandry zala makany amin�ny prison
d�efa tena didijadona tsy mbola nisy hoatr�ity
natao aiza lay démocratie

aiza ko zay fandrosoana mbola tsy hitako ihany
fa ny fomba teo ihany no mbola teo hatrany
mba ahintsio amin�izay ty ekonomie
f�efa tena nona mihintsy ty malagasy ty


de mody mifaza fa hoe lehilahy marina
nefa tsy izany akory f�iza mody fanina
misehoseho ho mahavitazy sy mahay be
tsy hita akory zay adin�ise ? ? ?


de lazaina fa hoe amin�ny anaran�ny ray sy ny zanaka ary ny fanahy masina
hibebaka isika raha te ho sambatra
matio marika lioka jaonina de ny asan�apositoly
Malagasy manotolo rebirebena daholy







18.Fa bedy mbola bedy fona
Fa bedy mbola mbedy fona e
bedesiny dada sy neny
ny fitiavantsika roa
na bedy na bedy bedy fona e !
na bediny dada na bedin'i neny
tsy ahoako ireny

ny antsika akia malala sombinaiko cherie
fitiavana ny antsika e !
tsy mijanona ny antsika raha tsy any amparadisa


aza mety an�izany akia cherie
fa lamban�akoho no fetra e !
ka faty ihany no isarahana


fa zovy amin�ireo manabedibedy ireo
no tsy nitia hoatra antsika
zaho aza mino fa loza be ny azy








19.politika


tsy angano na tantara fa dia tena zava misy mba koze
nilaharan�ny vahoaka indray andro alakamisy
ka nilahatra ny mpokona tsy nirevy fitondrana
mila zavatra baovao nde hampanjakana ao
fa premier mai izy io tamin�ny iray sy sivimpolo
tamin�iray sy sivimpolo de nilahatra daholo

politika politika
resak�zalika
politika e politika
e fikafika

nitondra tao tsiranana nolazaina tsy mahay
nolazaina tsy mahay naratsiana hoatrizay

niditra ary ty ratsiraka nopotehiny ilay iraka
de hatrany hatrany hanapotehany ny tenany

iny indray i zafy dia mbola torak�izany
tsy nahay politika syfombafomban�ny tany

zao indray de i marka , miseho ho mahay raha
managadragarda fona , tsy maha teny vazaha

REF
nintondra teo teo reo replacant
tsy hita intsony izay mahay raha
samy niseho seho de samy niakatra teo
ho itanatsika eo ihany fa masina ny tany
ny tanatara no hitsara iza mo no hahalala
fa isika malagasy aza mihafihafy
aza mety ambakainy tsika anie no malagasy





20.rehara






Nao lahy e rehara akory taoko anao
nao lahy rehara malahelo anao zaho vale e
tsy haiko ataoanao ovay fombanao leroa
tarehy ratsy ro tsy hay ova f atoetsy ratsy azo iala





zaho izany anie rehara ka tena manantena
manantena taratasy bakaminao
jangombo safosafo tsy hitako ty hatao
fa maromaro tao zao niamby anao



rehara
rehara
rehara ! ! !





familafilanao reny le ahatsiarovako anao
tsika mialy isanandro lava ireny ,vao maika itiavako anao rehara
iha mboaka manao mandeha moly ,bakeo iha mipoly le adala zaho



21. AOKA IZAY




AOKA IZAY AOKA IZAY
MANAMPETRA NY ZAVATRA REHETRA
AOKA IZAY AOKA IZAY
MANAMPETRA NY ZAVATRA REHETRA



Mbola hihaona ihany indray andro any
boribory anie ny tany

fa ny hira io tsy ho lany
na ho adiny zato aza tsy olana tsy olan�izany




AOKA IZAY AOKA IZAY
MANAMPETRA NY ZAVATRA REHETRA
SATRINAY NY HO ETO IHANY
FA NY ORA IZY EFA LANY



AOKA IZAY AOKA IZAY
AOKA IZAY AOKA IZAY
AOKA IZAY AOKA IZAY
AOKA IZAY AOKA IZAY







GROUPE de MANO
AUTEUR COMPOSITEUR MANO
RASOLOVOAHANGY MANOHISOA
4rue du sport 91 230 Montgeron France
L'INTERPRETE ET AUTEUR ARRANGEUR



22. MARIE GEORGINE EN MI
Ref

melodi hiaraka aminao za hoe
melodia hiaraka aminao za hoe

E ry marie georgine hiaraka aminao zaho e
Tsy maninona ve tsy maninona

Faniriako anie ny hiaraka aminao
Io de tena serie hoa tsisy kilalao

tsotra ihany ny ahy
fitiavana fitiavana fitiavana ! ! !

Dadatoanareo kay masika be
Nenitoanareo saropiaro amin�ise
Nefa tous les mondes tsy misy tsy mahalala
Fa mifankatia izaho sy ianao hoatran�ny adala
Orokoroka be eraky ty metro
en plusin�izany rehefa midodo


Fa ho entiko hatrany ampiangonana ise ry malala cherie
Hamasinin�i pasteur edmon sy mamy
Loterana manontolo tsy hisy tsy halala
fa izaho sy ianao efa ho adala
Invitetsika daholo ny akama rehetra fa revy be tsy hisy fetra
Les coping les amis les familles de bal be le revindry !
De dadatoanareo lay masiaka be fa ni-accepte enfin ni-accepte

REF
melodie hiaraka aminao za hoe
melodie hiaraka aminao za hoe

E ry marie georgine hiaraka aminao zaho e
Tsy maninona ve tsy maninona

Faniriako anie ny hiaraka aminao
Io de tena serie hoa tsisy kilalao

tsotra ihany ny ahy
fitiavana fitiavana fitiavana ! ! !



NaMaNa sortie album du groupe NaMaNa



AUTEUR COMPOSITEUR Interprete MANO
clavier mano
guitare bass mano
guitare accompagnement mano
VOCAL MANO





assisté par
YVES ANCIEN BASSISTE ALPHA BLONDY
YVES GROUPE YN�DE
Arrangeur au studio touresound abidjan
Programmation du groupe youlés
Batteur et chanteur du groupe dany bleu
Compositeur du cinq album de julie mabéa

YVES tolé bagui

STUDIO 116 PHIL CARILLO


116 RUE LEGENDRE
PARIS 75017 tel 01 42 28 12 06 fax 01 42 28 12 08

PARMIES LES PLUS CONNU en France

STUDIO QUI TRAVAILLE AVEC DES TRES GRANGS MUSICIEN DU MONDE
2 ingénieurs du son très compétents et diplômés de l�université de paris
[ Adicionar um comentário ] [ Nenhum comentário ]

# Enviado em Quinta 30 Dezembro 2004 06:21

Modificado em Quinta 10 Julho 2008 04:27

adresse et contacts

adresse et contact

MANO

Mano

Villa lovasoa 0024A/3603Mahamanina Fianarantsoa Madagascar
Tel 00 261 32 51 60 393
Te en France l: 00 336 66 15 26 93

blog: ranamana.skyblog.com
adresse et contacts

# Enviado em Quinta 30 Dezembro 2004 06:18

Modificado em Quinta 17 Abril 2008 08:53

Les titres

Voila donc les chansons que je possède en ce moment . Ca augmentera forcement petit à petie
1. Vonjeo

2. Marie Géorgine (www.sobika.com)talent de madagascar

3. Te-hahita anao

4. Fiainana tantsaha

5. Zaza igny

6. Nilaozan'ny akama

7. Miasa andafy(il passe à la radio gasy)

8. ITy tanintsika ity

9. Lova

10. Isika hirevy(il passe aussi à la radio gasy)

11. Ditra

12. Mila filaminana

13.Isika mba hiray hina(radio gasy)

14. Mivarotena

15.Oye mademozely

16. ANdeha ho any aho hanabitamby

17. Ry mpanao politika

18. Mbola bedy fona

19. Politika(www.sobika.com)talent de madagascar.

20. Rehara

21. Aoka izay

22.Marie Géorgine

23.Ho avy aho

24.Maha lasa adala

25.Amboa gasy

26.Aza kivy

27. Potika

28.Ny marina

29.Lasa ialahy

30. Andriamboasary
Les titres
[ Adicionar um comentário ] [ Nenhum comentário ]

# Enviado em Quinta 30 Dezembro 2004 06:14

Modificado em Terça 02 Maio 2006 12:03

...Présentation...

...Présentation...
l'artiste Mano auteur compositeur interprète.

On va vous donner les chansons de Mano

les plans sur scène

l' adresse et contact

Les titres ...

les activités de l'association Namana dont mano préside .


Les nouvelles




Blog:ranamana.skyblog.com (ne mettez pas www)
Site www.namana.info
Mail: ramano.ramano@gmail.com


Mano


3boulevart rochechouart
75009Paris France

France

Tel Madagascar : 00 261 32 51 60 393
Tel en France: 00 336 66 15 26 93



Bonne lecture

merci de votre visite
[ Adicionar um comentário ] [ Nenhum comentário ]

# Enviado em Quinta 30 Dezembro 2004 06:03

Modificado em Quinta 10 Julho 2008 03:51