« Retour au blog de ranamana

Politika anie ilaina

Politika anie ilaina
[
g]Politika aza gadraina

Politika aza gadraina
Politika anie ilaina
Tsy hoe manohitra izy de tsy izy
Aza mampimehy ny ankizy.


Fa mba asio demokratie
Tsy didijadona izy ity
De avoay pety kely
Tsy olondratsy izy ary tsy anjely

Tsy mety intsony ny anao

Reo laiga lainga fona fona
Mampikorotana ny anay noana
Fa fihavanana tsy ratsy
Hoy reo tena malagasy

De tsy rariny izao
Ry Sadamm houssen no akamanao
Hitlera aza mba maty
Reny anie ka fomba ratsy

Tsy tantara vao vao izany
De mba dinidiniho ihany
Politika aza gadraina
Politiha anie ilaina

# Posté le lundi 24 septembre 2007 00:32

Modifié le mardi 15 juillet 2008 09:39

« Article précédent : Les activités de l'Association Namana pour...

Article suivant : Bonne nouvelle pour Antananarivo et Madagascar »